|
|
|
|

Teny iditra1 akamositra
Fototeny  2kamositra
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Entina mamositra, mandoaka ny haro mba hahazoana afo: Itỳ akamositra raha mila afo ianao. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5ce qu'on emploie pour forer. [1.3]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
9 Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  10 akamositra, 11 Samotrakia, 12 somaritaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12