|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 akademia malagasy |
| Singan-teny | 2akademia, 3malagasy |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5akademia naorina tamin' ny 23 zanvie 1902 mba handinika sy hamakafaka ny momba ny teny, tantara, toe-tany, biby sy zavamaniry eto madagasikara ary ny fomba amam-panaon' ny mponina, haisoratra, zavakanto hita eran' ny nosy.
[1.1] |
| Ohatra |
6 Tsy maintsy hampitaina haingana ny fikarohana vitan'ny akademia malagasy sy ny ambaratonga ambony eto an-toerana na any ivelany mba hisy fiantraikany mivantana amin'ny lafim-piainan'ny vahoaka sy ny fampandrosoana an'i Madagasikara.
[1.537]
|
| Asa navoany |
7 Collection de documents concernant Madagascar et les pays voisins |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|