|
|
|
|

Teny iditra1 ajoro
Fototeny  2joro
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Atao mijoro, atsatoka: Ajoroy etsy an-joron-trano etsy ny tehinao.
5Aorina, atsangana: Najoro omaly ny fikambananay. [1.1]
6atsangana ny fitaovam-pandrefesana hifanitsy amin'ny teboka iray. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  7mettre debout; mettre en station. [1.13]
Ohatra  8 Ho fanatanterahana izany dia tsy maintsy : ajoro ny seha-panabeazana mifandray sy mahomby, hatrany amin' ny fanabeazana fototra ka hatrany amin' ny fampianarana ambony; [4.27#]
Haiendriteny 
9 Ny ankehitriny :
10 Ny lasa :
11 Ny hoavy :
12 Filaza mandidy :
Voambolana  13 Haitoetany: soridrefitany

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12