|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 ajolonjolona |
| Fototeny | 2jolonjolona |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Aiditra asosososo avy hatrany tsy mahazo lalana: Najolonjolon-dRabe terỳ amin' ny toeran' ny Manampahefana ny zanany, ka naverin' ny mpitandro ny filaminana.
[1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|