|
|
|
|
Teny iditra
1
ajolo
Fototeny
2
jolo
Sokajin-teny
3
matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy
4
Atao mandroso, mandondona.
[
1.1
]
Haiendriteny
5
Ny ankehitriny :
ajolo
, ajoloko, ajolonao, ajolony, ajolontsika, ajolonay, ajolonareo, ajolon', ajolon-, ajolom-
6
Ny lasa :
najolo, najoloko, najolonao, najolony, najolontsika, najolonay, najolonareo, najolon', najolon-, najolom-
7
Ny hoavy :
hajolo, hajoloko, hajolonao, hajolony, hajolontsika, hajolonay, hajolonareo, hajolon', hajolon-, hajolom-
8
Filaza mandidy :
ajoloy
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12