|
|
|
|

Teny iditra1 ajery
Fototeny  2jery
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Entina mijery: Maso tezitra no najeriny ahy. [1.1]
Ohatra  5 Izaho amin' izany mena ohatra ny sakay, ny maso tsy sahy ajery olona, ny tanan-droa mamihina ao an-damosina ny lafi-pasoka natao sikim-bory. [2.4#]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
9 Filaza mandidy :
Ohabolana  10 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  11 ajery, 12 Jeria

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02