|
|
|
|

Teny iditra1 aiza ho aiza
Singan-teny  2aiza, 3ho
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5enti-manontany izay tokotokony ho toerana misy zavatra iray raha avy eo amin' ny toerana iray efa fantatra: Aiza ho aizan' ny Lapan' ny tanàna no misy anareo. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6whereabouts (is it)?. [1.2]
7aiza ho aiza kokoa? : which is nearest? how does this compare?. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8aiza ho aiza kokoa? : lequel est plus proche? comment voyez-vous cela?. [1.8]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12