|
|
|
|

Teny iditra1 aivoka
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Ny dingana voalohany amin' ny fitotoam-bary, na ny fitotoana indray mandeha voalohany ny vary, alohan' ny tsaitsainy. [1.1]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :

Fivaditsoratra  10 aivoka, 11 akoavy, 12 avioka, 13 vaikao, 14 voaika

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19