|
|
|
|

Teny iditra1 ahozongozona
Fototeny  2hozongozona
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Entina manozongozona, manofokofoka: Baramina no nahozongozony ny vato.
5Atao mihozongozona, mihetsiketsika: Nahozongozon' ny sasany ny fanjakana. [1.1]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
9 Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12