|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 ahosina |
| Fototeny | 2hosina |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Atao tonga boribory, na boribory lavalava.
[1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (2/2) | 9 ahosina |
| Fototeny | 10hosina |
| Sokajin-teny | 11 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
12Entina manafotetaka, atavona: Tsy manaiky aho fa nahosiny ny bokiko na arim-bilany.
13Fotetahana loto, vovoka...: Ahoseno amin' ny vovoka ange iny akanjonao vaovao iny e!. [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | 18 ahasino, 19 ahosina, 20 hasoany, 21 hoasany, 22 isahano, 23 sahoina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|