|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 ahorona |
| Fototeny | 2horona |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Ahodina hivoromborona: Ahorony ny tsihy.
5Ampirimina, angonina: Rehefa hariva ny andro, ahoron' ny olona ny vary, omby aman' ondry. 6Alaina indray miaraka, faohina: Nipoaka ny ady, nahorona natao miaramila daholo ny tovolahy ~ Nahoron' ny mpangalatra daholo ny entana tao an-trano. 7Baboina: Nahoron' ny fanjakana ny fananan' ilay mpamadika. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
8to be rolled up.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9qu'on roule, qu'on enroule, ramasse; qu'on confisque.
[1.8] |
| Ohatra |
10 Ny salakako raha ahorona, hoatra ny totohondry;
[2.69#]
|
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 15 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 16 ahorona, 17 anoharo, 18 orohana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|