|
|
|
|

Teny iditra1 ahorirana
Fototeny  2horirana
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Asaina mijoro, na mandry amin' ny ilany: Maharary azy, hono ny lamosiny ka ahorirano ny fampandry azy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5to be set on edge. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6qu'on pose obliquement, incliné; qu'on met sur le côté. [1.8]
Ohatra  7 Aforitra sahala ny manao totohondry ny rantsan-tanana havia na havanana, somary ahorirana kely ary pepehana amin' ny fela-tanana ilany. [1.519#]
Haiendriteny 
8 Ny ankehitriny :
9 Ny lasa :
10 Ny hoavy :
11 Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  12 ahorirana, 13 hararoina, 14 irorahana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12