|
|
|
|
Teny iditra
1
ahonikonika
Fototeny
2
honikonika
Sokajin-teny
3
matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy
4
Ahetsika manara-ba, adoladola.
[
1.1
]
Haiendriteny
5
Ny ankehitriny :
ahonikonika
, ahonikoniko, ahonikonikao, ahonikoniny, ahonikonitsika, ahonikonikay, ahonikonikareo, ahonikonik', ahonikoni-
6
Ny lasa :
nahonikonika, nahonikoniko, nahonikonikao, nahonikoniny, nahonikonitsika, nahonikonikay, nahonikonikareo, nahonikonik', nahonikoni-
7
Ny hoavy :
hahonikonika, hahonikoniko, hahonikonikao, hahonikoniny, hahonikonitsika, hahonikonikay, hahonikonikareo, hahonikonik', hahonikoni-
8
Filaza mandidy :
ahonikoneho
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12