|
|
|
|
Teny iditra
1
ahohy
Fototeny
2
hohy
Sokajin-teny
3
matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy
4
Entina mihohy, mikaoka ny tany amin' ny hohontongotra.
[
1.1
]
Haiendriteny
5
Ny ankehitriny :
ahohy
, ahohiko, ahohinao, ahohiny, ahohintsika, ahohinay, ahohinareo, ahohin', ahohin-, ahohim-
6
Ny lasa :
nahohy, nahohiko, nahohinao, nahohiny, nahohintsika, nahohinay, nahohinareo, nahohin', nahohin-, nahohim-
7
Ny hoavy :
hahohy, hahohiko, hahohinao, hahohiny, hahohintsika, hahohinay, hahohinareo, hahohin', hahohin-, hahohim-
8
Filaza mandidy :
ahohizo
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12