|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 ahohony
Fototeny  2hohona
Sokajin-teny  3 filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana ahohona [Fitanisana]

Teny iditra (2/2)4 ahohony
Fototeny  5hohona
Sokajin-teny  6 endritenin' ny hoe ahohona
Ohatra  7 Izao no fanohony ny zaza : Asiany rano mafana eo an-tsahafa sy ranon-tsakamalao voatoto, dia ahohony ao ny zazakely vao mena vava, ka mikofonkofona mitsipatsipaka fadiranovana [1.437#]

Fivaditsoratra  8 ahohony, 9 hohoina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/10