|
|
|
|

Teny iditra1 ahodivitra
Fototeny  2hodivitra
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Asaina na atao mihodivitra, mivily: Ahodiviro ny masonao raha mijery zavatra mety hahatafintohina anao. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5à détourner, qu'on détourne. [1.3]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
9 Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12