|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 ahodinkodina |
| Fototeny | 2hodinkodina |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Ohatra |
4 Tsy azo ahodinkodina mihitsy ny fananana sy ny vola na an' ny Fanjakana na an' ny vondrom-bahoaka sosialista.
[2.114#]
5 Dia ahodinkodina manisina (manara-tsisina) izay fiainana an-kapobeny eo ny resaka, sady miara-misotro eo izay zavatra naroson' ny tompontrano izy rehetra: mpamangy sy vangiana. [2.245#] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/10 |
|