|
|
|
|

Teny iditra1 ahodidina
Fototeny  2hodidina
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Atao manodidina, manapitra ny sisin-javatra iray ivelany rehetra: Nisy hady nahodidina ny tanàna taloha mba tsy hahafahan' ny fahavalo miditra ~ Ahodidino ny valahanao itỳ lamba itỳ. [1.1]
Ohatra  5 Ny iray ahodidina ny vatan-tavoahangy. [2.117#]
6 Amin' ny sikim-balaka dia ahodidina ny valahana ny lamba ka ampifanindriana, sady indray aforitra kely ny sisiny amin' izany no asisika tsara tsy hivaha. [2.436#]
Haiendriteny 
7 Ny ankehitriny :
8 Ny lasa :
9 Ny hoavy :
10 Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12