|
|
|
|

Teny iditra1 ahitsiary
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3fiovana ara-tsaina na arapanahy ao anaty fa tsy tsapa ary tsy tsaroana nefa manova ny toetra amam-pihetsika eo amin'ny olona. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  4inconscient. [1.13]
Voambolana  5 Filôzôfia

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12