|
|
|
|

Teny iditra1 ahitrikitrika
Fototeny  2hitrikitrika
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Alentika, asesika amin-kery; antitranterina: Nahitrikitriky ny mpandaha-teny fa tsy maintsy mbola hibaribary ny marina indray andro. [1.1]
Haiendriteny 
5 Ny ankehitriny :
6 Ny lasa :
7 Ny hoavy :
8 Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12