|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 ahirina |
| Fototeny | 2hirina |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Ilazana ny olona efa ho faty izay akimpy ny masony: Nahirin-janany Rakoto nony ho faty.
[1.1] |
| Ohatra |
5 Mifandray tendro amin'ny poety maro eto i Dox raha milaza fa ny maso ahirina eto an-tany dia antenaina fa hihiratra any an-koatra;
[2.313#]
|
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | 10 ahirina, 11 hariañy, 12 hiraina, 13 ihirana, 14 irahina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|