|
|
|
|

Teny iditra1 ahipalana
Singan-teny  2ahitra, 3falana
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5ahitra mandadina tahaka ny fandrotrarana ary malemy fohifohy ravina, fanome ny omby afahy.
6hoy ny mpikabary raha miala tsiny: tsy mba ny fody mpiantendro vero, izahay, fa ny tsikirity madinika mifanafosafo amin' ny ahipalana. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7A grass.. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  8Herbe, plante rampante, excellente pour engraisser les boeufs. [1.3#9]
9Encore appelé falana.
10Herbe des lieux humides, réputée favoriser l'engraissement des boeufs.
11D'après Dandouau, il s'agit de Digitaria sanguinalis (L.) Scop (Poaceae).
12Cette espèce originaire des régions tempérées de l'hémisphère nord est rare à Madagascar et récemment introduite.
13Nous pensons qu'il doit plutôt s'agir de Digitaria adscendens (Kunth) Henrard ; bon fourrage mais peu productif d'après Bosser.
14Voir aussi fandropalana.. [Merina] [1.196]
Ohatra  15 Tany maniry vero ka tsy azo soloana ahipalana. [1.437#]
Voambolana  16 Haizavamaniry: ahitra
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  17 ahipalana, 18 ahipanala

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12