|
|
|
|

Teny iditra1 ahinjihinjy
Fototeny  2hinjihinjy
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Ahinjitra ela na maharitra, henjanina. [1.1]
Haiendriteny 
5 Ny ankehitriny :
6 Ny lasa :
7 Ny hoavy :
8 Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  9 ahinjihinjy, 10 jihinjihina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12