|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 ahimoka
Singan-teny  2ahitra, 3moka
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5ahitra maniry eny anaty rano, fanaon' ny olona kofehy na tady. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6A species of grass frequented by mosquitoes. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7plante aquatique dont on fait des liens. [1.3]
8(de moka = moustique ; les eaux au bord desquels pousse cette herbe sont censées être particulièrement favorables à la pullulation des moustiques).
9Eragrostis poaeoides P.
10Beauv.
11Homonyme tardif = Eragrostis minor Host (Poaceae).. [Merina] [1.196]
Voambolana  12 Haizavamaniry: ahitra
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (2/2)13 ahimoka
Fototeny  14himoka
Sokajin-teny  15 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  16akombona (enti-milaza ny vava izay akombona, hidiana tsy hamoaka feo). [1.1]
Haiendriteny 
17 Ny ankehitriny :
18 Ny lasa :
19 Ny hoavy :
20 Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  21 ahimoka, 22 komahay, 23 mihaoka, 24 mihoaka, 25 mikaoha, 26 miohaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12