|
|
|
|

Teny iditra1 ahihina
Fototeny  2ahiahy
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny frantsay  4en qui on ne peut avoir confiance (pour ahiahiana ). [Tanala] [1.6]
Ohatra  5 ary ny vavanareo ihany no milaza fa misy fahavalo ahihina. [2.587#]
6 Tahaka ny manonofy tsy matory isika, raha ireo no ahihina hoe hisaraka. [2.346#33]
Tsipelina hafa  7ahiahiana

Fivaditsoratra  8 ahihina, 9 haihina, 10 hany ahy

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12