|
|
|
|

Teny iditra1 ahifika
Fototeny  2hifika
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Esorina, ariana lavitra: Taitra izy nahita ilay sahona nipetaka teo amin' ny sandriny ka nahifiny terỳ.
5Lavina, toherina, atosika: Nahifiko ny tanany nisambotra ahy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6to be shaken, to be shaken off. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7qu'on rejette d'une manière brusque, qu'on repousse. [1.8]
Haiendriteny 
8 Ny ankehitriny :
9 Ny lasa :
10 Ny hoavy :
11 Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  12 ahifika, 13 fihaika, 14 fihiaka, 15 fikaiha

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12