|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 ahiahina |
| Fototeny | 2ahiahy |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny anglisy |
4to be suspected, to be distrusted, or regarded with suspicion..
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5suspect.
[1.13] 6qu'on suspecte. [1.5] |
| Ohatra |
7 Raha misy trano ahiahina hieren' olona nandika ny Lalàna, na anaovan-javatra raran' ny Lalàna, na misy zavatra nangalarina na very mipetraka ao, dia azon' ny Antily idirana rehefa milaza aloha amy ny tompon-trano izy/
[1.123#]
|
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | 12 ahiahina, 13 ihaihana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|