|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 ahemotra |
| Fototeny | 2hemotra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Atao mihemotra, akisaka: Nahemotra ny fivoriana.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5to be put back , to be withdrawn..
[1.2] 6to be drawn back; to be postponed. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7qu'on recule, retenu, qu'on renvoie à plus tard: Nahemotra ny fanadinana (L'examen a été renvoyé à plus tard).
[1.3] 8qu'on fait reculer; qu'on renvoie à plus tard. [1.8] |
| Ohatra |
9 ary tsy afaka ahemotra intsony ny hidy lehibe.
[1.38]
10 Amin’ny firenena demokratika iray, dia tsy azo ahemotra ny fifidianana raha tsy misy toe-javatra tsy azo ihoarana (ady, loza voajanahary) tsy ahafahana mikarakara ny fandatsaham-bato. [4.27] |
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | 15 ahemotra, 16 ametraho, 17 mahatero |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|