|
|
|
|
Teny iditra
1
ahefahefa
Fototeny
2
hefahefa
Sokajin-teny
3
matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy
4
Ahetsiketsika eny amin' ny rivotra, ahofahofa, atao mihefahefa.
[
1.1
]
Haiendriteny
5
Ny ankehitriny :
ahefahefa
, ahefahefako, ahefahefanao, ahefahefany, ahefahefantsika, ahefahefanay, ahefahefanareo, ahefahefan', ahefahefan-, ahefahefam-
6
Ny lasa :
nahefahefa, nahefahefako, nahefahefanao, nahefahefany, nahefahefantsika, nahefahefanay, nahefahefanareo, nahefahefan', nahefahefan-, nahefahefam-
7
Ny hoavy :
hahefahefa, hahefahefako, hahefahefanao, hahefahefany, hahefahefantsika, hahefahefanay, hahefahefanareo, hahefahefan', hahefahefan-, hahefahefam-
8
Filaza mandidy :
ahefahefao
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12