|
|
|
|
Teny iditra
1
ahazakazaka
Fototeny
2
haza
ka
zaka
Sokajin-teny
3
matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy
4
Entina mihazakazaka, ampiasaina amin' ny hazakazaka.
[
1.1
]
Haiendriteny
5
Ny ankehitriny :
ahazakazaka
, ahazakazako, ahazakazakao, ahazakazany, ahazakazatsika, ahazakazakay, ahazakazakareo, ahazakazak', ahazakaza-
6
Ny lasa :
nahazakazaka, nahazakazako, nahazakazakao, nahazakazany, nahazakazatsika, nahazakazakay, nahazakazakareo, nahazakazak', nahazakaza-
7
Ny hoavy :
hahazakazaka, hahazakazako, hahazakazakao, hahazakazany, hahazakazatsika, hahazakazakay, hahazakazakareo, hahazakazak', hahazakaza-
8
Filaza mandidy :
ahazakazaho
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12