|
|
|
|
Teny iditra
1
ahata
ri
hana
Fototeny
2
tarika
Sokajin-teny
3
matoantenin' ny fameno
Ohatra
4
nefa mety
ahatarihana
olona an-jamba amin'ny heloka be vava.
[
2.298
]
Haiendriteny
5
Ny ankehitriny :
ahatarihana
, ahatarihako, ahatarihanao, ahatarihany, ahatarihantsika, ahatarihanay, ahatarihanareo, ahatarihan', ahatarihan-, ahatariham-, ahatariha-
6
Ny lasa :
nahatarihana, nahatarihako, nahatarihanao, nahatarihany, nahatarihantsika, nahatarihanay, nahatarihanareo, nahatarihan', nahatarihan-, nahatariham-, nahatariha-
7
Ny hoavy :
hahatarihana, hahatarihako, hahatarihanao, hahatarihany, hahatarihantsika, hahatarihanay, hahatarihanareo, hahatarihan', hahatarihan-, hahatariham-, hahatariha-
Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29