|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 ahasina |
| Fototeny | 2hasina |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Omena hasina, ankatoavina ho masina: Nahasin' ny ambanilanitra tamin' ny volatsivaky ny mpanjaka fahiny rehefa tonga ny Fandroana.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5used of that which is offered as hasina..
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6Avec quoi on attache une grâce, on bénit..
[1.3#223] |
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (2/2) | 11 ahasina |
| Fototeny | 12hasina |
| Sokajin-teny | 13 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
14Aolana.
15Akivilivily, rotsirotsina: Ahasino io zozoro fa voky loatra. [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
16à tordre, à bercer.
[1.3#223] |
| Ohatra |
17 ny rofia ahasina ka tenomina tsy mba asian-tsorany toy ny jiafotsy, ka mavomavo tahaka ny sarika koa.
[1.437#]
|
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|