|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 aharo |
| Fototeny | 2haro |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4afangaro, ampifangaroina.
[Taisaka]
[1.78] 5Afangaro, atao mikambana: Naharony tamin' ny gisanay ny gisany ka nanahirana ny nanavaka azy. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6to be mixed.
7Used in speaking of that which is added.. [1.2] |
| Ohatra |
8 Ny boka dia aza aharo toerana amy ny vohitra, fa avoahy.
[1.431#]
|
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 14 aharo |
| Fototeny | 15hatra |
| Sokajin-teny | 16 filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana ahatra [Fitanisana] |
| Ohatra |
17 aharo ireo ampisotroina azy ny olona mivalana ra;
[2.48]
|
| Fivaditsoratra | 18 aharo, 19 araho, 20 haora, 21 haroa |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|