|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 aharihary |
| Fototeny | 2harihary |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Aseho tsara manontolo fa tsy misy miafina: Naharihariny ny marina ha menatra foana ireo nanendrikendrika azy.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5(?) used of that sought as riches..
[1.2] 6to be exposed to view, to be made known. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7qu'on expose à la vue, qu'on met en évidence, qu'on rend public.
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|