|
|
|
|

Teny iditra1 ahaotra
Fototeny  2haotra
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Entina mihaotra, na mikiky amin' ny hoho ny faritra mangidihidy amin' ny tena: Kifafa kely no ahaotran' i Nenibe ny lamosiny fa tsy takany. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5avec quoi on gratte. [1.3]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
9 Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  10 ahaotra, 11 aharato, 12 ahoatra, 13 aohatra, 14 raha toa, 15 taoraha

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12