|
|
|
|

Teny iditra1 ahantsika
Fototeny  2hantsika
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Atao mihantsika, izany hoe atao miforitra mankany ivoho: Aza ahantsika tahaka izao ny sorokao. [1.1]
Haiendriteny 
5 Ny ankehitriny :
6 Ny lasa :
7 Ny hoavy :
8 Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  9 ahantsika, 10 hatsikana, 11 katsahina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12