|
|
|
|
Teny iditra
1
aha
i
zana
Fototeny
2
ha
y
Sokajin-teny
3
matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny anglisy
[
1.2
]
Ohatra
4
Mora
ahaizana
milomano io.
[
1.437#
]
Haiendriteny
5
Ny ankehitriny :
ahaizana
, ahaizako, ahaizanao, ahaizany, ahaizantsika, ahaizanay, ahaizanareo, ahaizan', ahaizan-, ahaizam-, ahaiza-
6
Ny lasa :
nahaizana, nahaizako, nahaizanao, nahaizany, nahaizantsika, nahaizanay, nahaizanareo, nahaizan', nahaizan-, nahaizam-, nahaiza-
7
Ny hoavy :
hahaizana, hahaizako, hahaizanao, hahaizany, hahaizantsika, hahaizanay, hahaizanareo, hahaizan', hahaizan-, hahaizam-, hahaiza-
8
Filaza mandidy :
aha
i
zo
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12