|
|
|
|

Teny iditra1 ahaingo
Fototeny  2haingo
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Atao haingo, entina hanaingoana: Voninkazo sy zava-maitso no nahaingo ny trano nampidirana ny mpanambady. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5used of that employed as a decoration.. [1.2]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
9 Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  10 ahaingo, 11 angahoy, 12 hangoay, 13 igohana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12