|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 aforitra |
| Fototeny | 2foritra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Alefitra, aketrona: Aforeto ny tanan' akanjonao rehefa hiasa.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5to be folded, to be turned down, to be wrapped..
[1.2] 6to be folded, to be bent. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7qu'on plie, qu'on replie.
[1.3, 1.8] 8qu'on courbe. [1.3] |
| Ohatra |
9 Sady henjana izy io nefa azo aforitra ihany koa ka azo folahina tsara amin' izay itia-vantsika azy.
[2.445]
|
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | 14 aforitra, 15 firaotra, 16 firoatra, 17 ifatraro |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|