|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 afongo |
| Fototeny | 2fongo |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Asaina mijanona ao am-pandriana mirakotra tsara: Nafongon-dreniny tao am-pandriana Inaivo kely fa nanavy be.
[1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | 9 afongo, 10 angofo, 11 fanogo |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|