|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 afitsoka |
| Fototeny | 2fitsoka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Enti-mamely, atoraka: Karavasy hoditra mihitsy no nafitsony azy.
5Atao: Tsara ny lahateny nafitsony izay. 6Lanina: Nafitsony tamin' ny soavaly daholo ny volany. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7used of anything used to beat with.
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8qu'on lance: Tahamaina mafy no nafitsony azy (Il lui a lancé un fort soufflet) ~ Mafy ny teny nafitsony azy (Il lui a lancé des paroles dures).
9qu'on dépense, qu'on vend: Nafitsony tamy ny fanaovan-trano ny volany rehetra (Il a dépensé tout son argent pour bâtir une maison) ~ Nafitsony ny ombiny rehetra (Il a vendu tous ses boeufs). 10qu'on fait parfaitement: Tsara ny soratra nafitsony (Il a fait une écriture parfaite). [1.3] |
| Ohatra |
11 rahefa mby akeky ny tafika dia ny samotady no afitsoka
[2.48]
12 Lalina izany afitsokareo izany, hoy ny reniny kirikirina, somary nampakatra feo. [2.470] |
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 17 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 18 afitsoka, 19 fitosaka, 20 fitsaoka, 21 fitsoaka, 22 kiafotsa, 23 tsaikafo |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|