|
|
|
|

Teny iditra1 afira
Fototeny  2fira
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Entina mamira, mikapa, mijinja: Ny antsy no afira ny vary rehefa mijinja. [1.1]
Haiendriteny 
5 Ny ankehitriny :
6 Ny lasa :
7 Ny hoavy :
8 Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  9 afira, 10 arafy, 11 faray, 12 faria, 13 fiara, 14 rafia

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12