|
|
|
|

Teny iditra1 afindra
Fototeny  2findra
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Ovana toerana: Nafindranareo any ambony rihana angaha ilay latabatra teto?. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5to be moved, to be transplanted. [1.2, 1.7]
6to be transcribed.. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7qu'on déplace, qu'on change de place, qu'on transplante. [1.8]
Ohatra  8 Andrasana handefa tsiry kosa ny fakany vao azo afindra. [2.117]
9 Antsika telo mianaka ihany anefa ny resaka, fa tsy azonao afindra na amin'iza na amin'iza, hoy Raketamalala. [2.639]
Haiendriteny 
10 Ny ankehitriny :
11 Ny lasa :
12 Ny hoavy :
13 Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  14Fikambanana 2 amin' io teny io
Ohabolana  15 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  16 afindra, 17 fandray, 18 fiandra

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02