|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 afelika |
| Fototeny | 2felika |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Atao miolaka, misafelika: Nafeliny tany an-damosina ny tanany nitana rotsakazo ka nanatona tsy nanana ahiahy Ikoto.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5to be made to turn round upon some one or something..
[1.2] |
| Haiendriteny |
|
| Tovy hevitra | 10asafelika |
| Fivaditsoratra | 11 afelika, 12 alafike |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|