|
|
|
|

Teny iditra1 afaro
Fototeny  2fatra
Sokajin-teny  3 filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana afatra [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  4Afaro amin' ny sotro ny fanafody sotroinao. [1.1]

Fivaditsoratra  5 afaro, 6 afora, 7 arofa, 8 faaro, 9 farao, Farao, 10 foara

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/05