|
|
|
|

Teny iditra1 afantsika
Fototeny  2fantsika
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Enti-milaza izay entina mamantsika: Itỳ fantsika peta-doha itỳ afantsika an' io sary io.
5Araikitra amin' ny toerana na asa iray ka tsy alana eo: Nafantsikao adiny roa teto aho niandry anao. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6used of that which is employed as a nail.. [1.2]
Ohatra  7 tsimatra = fanjaitra hazo afantsika an-daniny roa amin' ny harona hahazoana mamatotra azy amin' ny bao. [2.472#]
Haiendriteny 
8 Ny ankehitriny :
9 Ny lasa :
10 Ny hoavy :
11 Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  12 afantsika, 13 fanatsika, 14 fanitsaka, 15 fitsakana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12