|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 afangopangotra |
| Fototeny | 2fangopangotra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Afadiditra, ahorongorona: Nafangopangotr' ilay zaza ny taretra ka saiky tsy hay novahana.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5à entortiller, à embrouiller: Nafangopangotry ny zaza ny taretra (L'enfant a entortillé le fil).
[1.3] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|