|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 afandrotra |
| Fototeny | 2fandrotra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fatorana atao singory: Ny fanambadiana dia afehy mihitsy fa tsy afandrotra fotsiny akory.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5used of that which is employed as a girdle, etc..
[Provincial]
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6à attacher avec un noeud coulant.
[1.3] |
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | 11 afandrotra, 12 fandraotra, 13 fandroatra |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|