|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 afahy |
| Fototeny | 2fahy |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Hatavezina: Hafiriana ireto omby ireto no nafahinao?.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5to be made fat by food, to be fed; to be besieged..
[1.2] |
| Ohatra |
6 Matavy tsy afahy, zalahy!
[2.69#]
7 Ny hoe " daboka " dia matavy, vaventy, no heviny, ka ny dabokandro dia ilazana ny omby matavy tsy afahy fa homana sy ompiana mikarenjy eny amin'ny andro fotsiny eny any an'efitra. [2.314#] |
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 13 afahy, 14 ahafy, 15 fahay, 16 fahia |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|