|
|
|
|

Teny iditra1 adverba
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3tambinteny. [3.1]
Ohatra  4 Ny fanaon' ny firenena Andrefana dia filazan-javatra tsotra, fa ny adverba sy ny adjektiva no manamafy sy mampihaingo ny lazainy, fa ny lahatenin' ny Atsinanana kosa dia be ohatrohatra sy fampitahana ary be teny mifandanja, izany hoe be «parallèles» raha lazaina amin' ny teny baiko. [2.346#4]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12